Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Oktobra, 2021
Manomboka amin'ny 11 Novambra izao ny Filankevitra 2021
Horesahan'ny Filankevitra amin'ity taona ity ny iraka tontosaina sy ny laharam-pahamehan'ny Global Voices, ao anatin'ny fikarakarantsika ny faha-20 taonantsika
Songadina Global Voices volana Septambra 2021
Tamin'ny volana Septambra, nifantoka tamin'ny famakiana ireo tantara momba ny sakafo tsakitsaky, ny niandohan'ny teny hoe fitsangantsanganana, ny fahasamihafana ao amin'ny Tiktok ary ny lafiny maro ao Shina ny mpamaky lahatsoratra Global Voices.
Mifampiresaka amin'ny fampiasàna ny IKON ho an'ny maso
Misy fikambanana iray ao Soisa, KomunIKON, miketrika karazana fifampiresahana ampiasàna ny maso mba hahafahan'ireo olona avy amin'ny fiteny samihafa hifampiresaka tsy misy olana. IKON no iantsoan-dry zareo azy io
Tsy fisian'ny WhatsApp ny andron'ny 4 Oktôbra, nanosika ny fitomboan'ny fampiasàn'ny olona ireo teknolojiam-pifandraisana fahiny
“Lava be ny lisitr'ireo lahatsary fako ato amiko sy ireo saripika novaovaina izay mila alefako ANDROANY amin'ireo nenitoa sy beben'ireo olona....”
Fiovana amin'ny mpitantana ny Lingua frantsay!
Fanambarana ny fialan'i Laila Le Guen tsy ho mpitantana ny Lingua frantsay, ary i François Noverraz ho mpitantana ny fandikan-teny mpisolo toerana.