Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Septambra, 2021

Songadina Global Voices Aogositra 2021

  07 Septambra 2021

Ireo lohahevitra nisarika ny mpamaky antsika tamin'ny volana Aogositra: ny dobo filomanosana, ny fahafatesan'ny poeta karaibiàna iray be mpankafy, ireo vehivavy mhazakazaka toy ny rivotra, ny fampandihizana kibo.