Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Febroary, 2022

Songadina Global Voices Janoary 2022

  11 Febroary 2022

Ankoatra ny famokarana tantara, nivoaka avy any amin'ny toerana samihafa ny GVers tamin'ity volana ity niresaka momba ny hetsika any amin'ny firenena toa an'i Kazakhstan sy Shina, nanao tononkalo, ary namoaka izany!