Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Oktobra, 2020
Namoaka boky nalaina avy amin'ny tantara nentim-paharazana notantarain'ny zokiolona Tének ilay nahazo vatsy ara-bola avy amin'ny Rising Voices
Navoaka ho boky ankehitriny ireo tantara amin'ny fiteny Tének noforonin'ilay nahazo vatsy ara-bola avy amin'ny Rising Voices tamin'ny taona 2015 ary haseho amin'ny faran'ny volana Oktobra mandritra ny Fetibe an-jotra.
Takelaka fenoina hanendrena izay ho “GVer-n'ny herinandro”
Ampiasao ny takelaka ato amin'ny pejy hanolorana olona izay heverinao fa tokony hasongadina ato amin'ny andian-dahatsoratra bilaogy "Community Member of the Week"
Tetikasa vaovao ahitana loharanom-piarovana nomerika amin'ny fiteny Aymara avy amin'ny Global Voices teny Aymara
Nanomboka tetikasa vaovao antsoina hoe "Apthapi Digital" manana tanjona hanomezana loharano malalaka sy hampahafantarana momba ny fiarovana nomerika fototra ho an'ny mpihaino Aymara ny GV amin'ny fiteny Aymara.