Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Mey, 2021

Schrödinger GV'r

  18 Mey 2021

Ahoana no haha-GV'r na tsia anao? Mba haavo hafahafa manakory loatra amin'ny maha-mpikambana no voasokatr'ity mpilalao ity?

Spotify, Aza mitsikilo: Nanatevin-daharana ny fiaraha-mientan'ny mpiangaly mozika miisa 180 sy ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona ny Global Voices

  10 Mey 2021

Nanatevin-daharana ny fiaraha-mientan'ireo mpiangaly mozika miisa 180 sy ny fikambanana mpiaro ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao ny Global Voices tamin'ny fandefasana taratasy tany amin'ny Spotify miantso ny orinasa hanao fanoloran-tena ampahibemaso mba tsy hampiasa, hanome lisansa, hivarotra, na haka vola amin'ny patantin'ny teknolojia vaovaon'ny famantaran-teny.