Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Marsa, 2018
Tari-Dian'ny GV Raha Hitsidika An'i Taipei, Taiwan
I-Fan Lin, mpanoratra ato amin'ny Global Voices, mizara ireo toerana tsara aleha rehefa mandalo ao Taipei.
Vaovao Farany Lingua Volana Febroary 2018
Manolotra antsika ny Vaovao Farany Lingua volana Febroary 2018 ny mpitantana ny Lingua.
Tanjona Ara-Panoratàna 2018 : Fahafantarana Ny Fomba Fiasàn'ny Media Dizitaly Tantanin'ireo Vazimba Teratany
Andao hamantatra bebe kokoa momba ny fomba nanombohana sy nanohizan'ireo media tantanin'ireo vazimba teratany ny fahampafantaràna azy ireo ety anaty aterneto.
Mpikambana Ao Amin'ny NewsFrames Slack Ve Ianao?
Miarahaba antsika rehetra, indro misy fampahafantaràna ny NewsFrames, miampy ny antsipirihany mikasika ny toerana itafatafan'ny olon-drehetra momba ireo tetikasa NewsFrames.
Tatitra Avy Amin'ny Vovonana Nataon'ny Biraom-Pitantanana Global Voices
Jery todika momba ny andraikitra sy ny asan'ny biraom-pitantanana ato amin'ny Global Voices, fampahafantarana ny adihevitra tao amin'ny fivorian'ny vondrom-piarahamonina nandritra ny Vovonana
Tanjona Amin'ny Taona 2018 ny Hampivelatra ny Vondro-piarahamonina Runet Echo
Ny hampivelatra ny vondrom-piarahamonina RuNet Echo, ny hisarihana ireo mpanoratra vaovao, amin'ny fitantarana tsy mifantoka loatra amin'i Moskoa toy ireo vitsy an'isa ao Rosia sy ireo hetsi-panoherana vaovao no tanjonay amin'ny taona 2018.
Fanamarihana Tamin'ny Fivorian'ny Fikambanana Nandritra Ny Fihaonambe 2017: Apetraho Ny Fanehoan-kevitra!
Miarahaba ny GVers rehetra! Indrisy, tonga ary efa lasa sahady ny fihaonambe GV 2017, saingy mbola manana fahatsiarovana isika - sy fanamarihana marobe nangonina nandritra ny fotoam-pivoriana. Nanangona ireo fanamarihana rehetra azonay ny ekipa fototra sasantsasany (Eddie, Ellery, Lauren sy ny tenako) ary nametraka azy ireo tamin'ny endrika azo zaraina.