Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Avrily, 2018

Tohin

Antso Ho An'ny Mpandika Teny: Unrest!

  13 Avrily 2018

Ry Mpandika Teny! Taona maromaro lasa izay no naha mpanoratra mpilatsaka an-tsitrapo ahy sady toniandahatsoratra Frankôfonia tato amin'ny GV taty aoriana. Tena traikefa nahafinaritra dia nahafinaritra tokoa izany. Nandeha tany amin'ny sekoly fianarana ambony aho taorian'izay, ary narary mafy ka nanomboka nanao lahatsary fanadihadiana mikasika ny zavatra niainako, Unrest (Korontana). Mba hanaparitahana...

Mem, Efitra Mihajan'ny Fiteny, Manasongadina Ireo Fiteny Madinika

  12 Avrily 2018

Hisy ny hetsika mahaliana maro hatao any Ljouwert (Leeuwarden amin'ny teny Holandey) mandritra ity taona ity ao anatin'ny Renivohitra Ara-kolontsaina Eoropeana 2018. Fampisehoana, tantara, fampiratiana, tantara an-tsehatra, fianihana ary hazakazaka am-bisikileta ... saingy tsy misy tena mahaliana anay toy ny MeM (Efitra Mihajan'ny Fiteny).