Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Desambra, 2020
Vaovao farany Lingua volana Oktobra 2020
Manolotra ny vaovao mikasika ny Lingua volana Oktobra 2020 ny mpitantana ny Lingua.
‘Ny zo dizitaly ao anaty firindrinana': Tetikasa vaovao ho an'ny habaka nomerika Afrikana
Nanomboka tetikasa vaovao mifantoka amin'ny fanaraha-maso ny tatitra mikasika ny COVID-19 sy ny fiantraikany amin'ny habaka dizitaly Afrikana nandritra ny valan'aretina ny Global Voices.