Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Desambra, 2018
Hanomboka ny asany ny Tonia mpanatanteraka vaovao amin'ny janoary 2019!
Monina ao Prague amin'izao fotoana izao, za-draharaha eo amin'ny sehatry ny famoahan-dahatsoratra, fanavaozana sy fampivelarana ny fampitam-baovao i Filip
Fanavaozam-baovao Lingua: Novambra 2018
Manolotra ny toetran'ny Lingua novambra 2018 ny mpitantana ny Lingua
Fanavaozam-baovao Lingua: Oktobra 2018
Manolotra ny toetran'ny Lingua oktobra 2018 ny mpitantana ny Lingua
Fanavaozam-baovao Lingua: Septambra 2018
Manolotra ny toetran'ny Lingua septambra 2018 ny mpitantana ny Lingua
Ireo Taridàlana Ho an'ny Fanaovana Tatitra Voalohany Indrindra
Amin'ny ankapobeny ny Global Voices dia vohikala iray faharoa amin'ny fizaràna tatitra fanadihadiana - fidiantsika ireo loharano izay mandefa mivantana amin'ny aterineto ary tanisaintsika ireo fanadihadiana navoakan'ireo media hafa. Saingy matetika, isika no manao ny tatitra voalohany.
Naoty avy amin'ny foaran'ny boky ao Jakarta
Tranombarotra lehibe maro no nandranty ny vokatra nahitana fihenam-bidy hatramin'ny 80 isanjato. Famoahana maro no nampiseho ireo boky mampalaza azy
Efa Amperiny izao ny Yorùbá Lingua!
Fanambaràna ny fanombohan'ny Yorùbá Lingua!