Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Novambra, 2018
“Tsy Maintsy hoe Vehivavy Kiobàna Mainty Hoditra!” : Resadresaka Niarahana Tamin'ilay Mpanoratra Ao Amin'ny GV Sandra Abd’Allah-Alvarez Ramírez
"[Raha ny zon'ireo LGBTQI no resahina] Ao Kiobà, mbola zaza mianatra mamindra izahay. Na dia efa be ihany aza ny dingana vita, mbola betsaka no tokony ho vitaina. "Aunque se haya hecho mucho, [amin'ny fiteny Kiobàna] queda muchísimo por hacer".
Mpitantana Vaovao ny Fandikanteny ao amin'ny Lingua Romànina sy Rosiana!
Fampahafantarana ireo Mpitantana vaovao ny Fandikanteny niditra ao amin'ny Lingua Romànina sy Rosiana!