Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Marsa, 2023
Fanambaràna ny fifidianana filankevi-pitantanan'ny Global Voices 2023 – manondroa olona mialoha ny 30 marsa!
Nahafeno ny fehim-potoana niasany amin'ity faran'ny volana marsa ity ny solontenantsika vondrom-piarahamonina GV ao amin'ny filankevi-pitantanana. Indro ny antsipirian'ny fifidianana ho solontenantsika telo vaovao ho avy!
Fantaro i Julia Krebs: Mpiandraikitra vaovao ny vondrom-piarahamonina GV
Julia Krebs avy amin'ny GV Alemàna no voalohany ho Mpiandraikitra ny Vondrom-piarahamonina. Fantaro ato anatin'ity lahatsoratra ity ny momba azy sy ireo hevitra momba ilay anjara asa.