Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Febroary, 2021
Niantsafa tamin'ny rakipeo Radiolab momba ny Birao Fanaraha-mason'ny Facebook i Endalk Chala
Manasa anao hihaino an'i Endalk Chala, mpandray anjara ato amin'ny GV, miresaka momba ny fanehoan-kevitra feno fankahalana izay manjaka amin'ny Facebook any Etiopia.
Fara-fisoratana anarana ho an'ny Filankevitra GV/ Fanavaozana fisoratana anarana (17 Febroary 2021)
Ity ambany ity ny takelaka fangatahana sy fanavaozana ho an'ny fisoratana anarana ho filankevitry ny vondrom-piarahamonina GV. Raha mbola tsy nanao izany ianao dia manasa anao hamaky ny famaritana momba ny atao hoe Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina alohan'ny handefasanao ilay takelaka hahazoana antoka fa azonao tsara izay olona voakasik'izany. Ny fandraisana...
Vaovao Farany Lingua : Novambra 2020
Ny Tale Mitantana ny Lingua, manolotra ho anareo ny toeran'ny Lingua tamin'ny - Novambra 2020
Vaovao Farany Lingua : Desambra 2020
Ny Tale Mitantana ny Lingua, manolotra ho anareo ny toeran'ny Lingua tamin'ny - Desambra 2020
Vaovao Farany Lingua : Janoary 2021
Ny Tale Mitantana ny Lingua, manolotra ho anareo ny toeran'ny Lingua tamin'ny - Janoary 2021
Manampy azy hiaro ny “teknolojia ara-drariny sy ankasitrahana” ny fandikan-tenin'i Rémy Vuong
"Tiako hitarika ny asa ataoko ny etika, ny hatsaram-panahy ary ny fahalalahan-tanana."
Hita ao amin'ny “The China in Africa Podcast” i Nwachukwu Egbunike
Henoy ny tonindahatsoratry ny Global Voices ho an'ny faritra Afrika ambanin'i Sahara, no sady talen'ny Vondrompiarahamonina, miresaka momba ilay andian-dahatsorany vao haingana manodidina ny vaksiny iadiana ny COVID-19 omen'i Shina.
Janine Mendes-Franco, mpandray anjara efa ela, mitondra ny tantaran'i Karaiba ho an'ny mpamaky manerantany
"Nohamafisin'ny [GV] ny fiheverako fa mitovy kokoa isika na dia samy hafa aza."
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...