Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Avrily, 2017

22 Avrily 2017

Fantaro i Endalk Chala sy Omar Mohammed, Ireo Toniandahatsoratra Vaovaon'ny Global Voices Afrika Atsimon'i Sahara

Manana vaovao lehibe izahay! Mpikambana roa ato amin'ny vondrom-piarahamonina dia i Endalk Chala sy Omar Mohammed no miezaka handimby ny toeran'i Ndesanjo Macha ho toniandahatsoratra vaovao an'i Afrika Atsimon'i Sahara !

14 Avrily 2017

Izahay no Global Voices Amin'ny Teny Alemàna !

Iza avy no ao ambadik'ireo lahatsoratra sy dikanteny azonareo vakiana ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Alemàna?

11 Avrily 2017

Vaovao Farany GV Lingua: Martsa 2017

Ny zavamisin'ny Lingua volana Martsa 2017