Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Febroary, 2019
Vaovao farany Lingua volana Janoary 2019
Manolotra ny Lingua volana Janoary 2019 ny mpitantana ny Lingua
Tsiahy GV : Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny taona 2007 ho an'ny andron'ny mpifankatia
Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny Andron'ny Mpifankatia notontosain'ny Global Voices tamin'izany fotoana izany.
Ambaran'ny Lingua rosiana ny fiasany miaraka amin'ny “It Gets Better” Rosia
Faly ny Global Voices amin'ny teny rosiana manambara ny fanombohan'ny fiasana miaraka amin'ny tetikasa It Gets Better Rosia.
Ireo toerana hanatontosan'ny Global Voices ny asany
Raha efa nanontany tena ianao hoe aiza ireo GVer mpiara-miasa aminao no manao ny asany dia jereo eto ambany!
Ny Global Voices sy ny #10TaonaFanamby
Toy ny ahoana ny endriky ny pejy Global Voices tamin'ny folo taona lasa ? Jereo miaraka amin'ny #10TaonaFanamby izany.