Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Mey, 2022
HORONANTSARY: Fantaro i Marina Khonina, mpitantana ny tetikasa Lingua antsika vaovao!
Fantaro ato anatin'ity horonantsary 3 minitra ity ny mombamomba an'i Marina Khonina, ilay mpitantana ny Lingua antsika vaovao! Ahitana dika an-tsoratra!