Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Marsa, 2017
Andeha Hiarahaba Ireo Mpikambana Roa Vaovao. Manaraka Izany: Mila Anao Izahay Ho An'ny NewsFrames!
Mijery tsara avokoa ny rehetra ao amin'ny NewsFrames ary faly izahay manambara ireo fanampiny roa vaovao ao amin'ny ekipanay: Belen Febres-Cordero sy Nevin Thompson.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Zara Rahman
Mpanoratra aho, mpikaroka ary mpiaro ny zon'ny vehivavy izay manana razambe any UK, Bangladesh sy Alemana. Nivahiny sy niasa tany amina firenena efa ho telopolo aho.
Filazana Ofisialy Ny Fifidianana Ny Filankevi-pitantanan'ny Global Voices !
Indro ny filazana ny fifidianana ho an'ny filankevi-pitantanan'ny Global Voices! Fidio ny solontenanao!
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Endalk Chala
Nandritra ny dimy taona farany teo, nahafinaritra ny làlana niraisako tamin'ny GV. Nanome ahy vintana maro nahafahako niasa niaraka taminà vondrom-piarahamonina maro mahafinaritra izy, ary niaraka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny Advox
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Arzu Geybulla(yeva)
Izaho no Arzu Geybulla(yeva avy any Azerbaïdjan, mitoetra efa taona vitsivitsy tao Istanbul. Mpanao gazety nahavita fianarana aho ary mamakafaka ny mikasika an'i Azerbaïdjan nanomboka tamin'ny 2009.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Annie Zaman
izaho no Qurratulain Zaman izay fantatry ny maro amin'ny hoe Annie, ary ho an'ny sasany dia renin'i Mimi’(Um-e-Umaima)). Hatramin'ny 2011 aho no mpiasa an-tsitrapo ato amin'ny GV.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Kevin Rennie
Mpampianatra ambaratonga faharoa nandritra ny 33 taona teto Aostralia aho, ary nifarana tamin'ny efa-taona tao amin'ny sekoly vazimba (aborigène) iray tao amin'ny Tanin'i Arnhem izany.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Marianne Díaz Hernández
Ankasitrahako ny fitokisana napetraka tamiko nanoloran'ny mpiara-mirotsaka an-tsitrapo hafa ahy ho amin'io andraikitra io, ary ho voninahitra lehibe ho ahy ny hahafahako manompo ity fikambanana ity.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Gwenaëlle Lefeuvre
Misaotra nanolotra ahy ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo mpirotsaka antsitrapo !
Fifidianana Filankevi-pitantanana Ao Amin'ny GV 2017 : Laura Vidal
Manasa anao mba haneho hevitra eto ambany mikasika izay andrasanao avy amin'ny solontenan'ny tonia-ekipa. Inona no andrasanao? Ahoana ny hevitrao mikasika izay tokony ataon'ny solontena mendrika?