Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Marsa, 2021
Taona maro mahafinaritra ho an'ny fihainoana, fandikan-teny, fanoratana… ary firesahana!
Miangavy anareo mba tsy hanatsoaka hevitra avy amin'ireo fitantarana "voalohany" ireo izay hanaovako topimaso. Marina tokoa fa sady feno no manankarena ireo taona lasa ireo tamin'ny lafiny rehetra. Nianatra isika sady mbola mianatra izay mampatanjaka antsika. Manana fifaliana sady miara-miasa.
Ny vovonana atrehiko voalohany!
Hatramin'ny nahatongavako tato amin'ny Global Voices (Desambra 2013) dia efa namoaka lahatsoratra sy nandika teny miisa 35 aho, izay nahatonga ahy ho ilay Mozambikana mavitrika indrindra tato amin'ny Global Voices tany amin'ny fireneko sy tany amin'ny faritra atsimon'i Afrika.
Matetika mahatsapa ho toy ny mandeha any ampita kanefa tsy miala ao an-tranony i Marie Kéïta
Toerana azo antoka ny [GV], tsy mitsara ary lasa tsy fahita firy izany amin'ny sehatry ny tambajotra sosialy.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...