Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Jona, 2021
Nohavaozinay ny Torolàlana momba ny Famerenana Mamoaka Lahatsoratra GV: Ireto no tokony ho fantatrao
Raha olom-baovao amin'ny vondrompiarahamonina GV ianao, na tsy dia mbola zatra loatra miaraka amin'ny fametahana lisansa Creative Commons sy ny fomba fiasàny, amporisihanay ianao hiverina hijery ny pejy nasiana fanavaozana momba ny Torolàlana Famerenana Mamoaka Lahatsoratra.