Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Janoary, 2021
Ny andraikitra tànan'i Khattab Hamad amin'ny famahàna ny olan'ny tsy fahampian'ny vaovao an-tambajotra mahakasika an'i Sodàna
"Tsy nahita votoaty ampy momba an'i Sodana izay nanome ahy ny aingampanahy hanampy an'i Mohamed hampita ireo olana atiny misy ao Sodana ho fantatr'izao tontolo izao."
Miaro ny zon'ny vondron'olona vitsy an'isa sy ny niova fananahana ao Pakistan i R Umaima Ahmed
"Mampifandray ahy amin'ireo mpandray anjara hafa ihany koa [ny fandraisako anjara ato amin'ny GV] ary manangana fifandraisana hampitomboana ny fahalalako sy ny fandraketako ny angondrakitra ara-kolontsaina sy ara-tsosialy!"
Torolàlana Vonjimaika momba ny Sokajy Manokana – misy Lahatsary!
Fantaro ilay rafitra vaovao hisolo ny "Pejy Fandrakofana Manokana".
Filànkevitra GV : Misokatra ny fisoratana anarana sy ny fanavaozana ho an'ny 2021!
Mirotsaha amin'ny fananganana GV matanjaka, midira ho Filankevitry ny Vondrompiarahamonina 2021.
Ny firehetampon'i Mariam Abuadas hanome tanjaka ny media ao amin'ny faritra MENA
"Io asa [iarahana amin'ny Global Voices] io dia nanampy nampibaribary tamiko ny hantsana lalina amin'ny resaka torohay / vaovao teny anivon'ny vahoaka, na izany tao anatin'ireo vondrompiarahamonina miteny arabo, na nanerana izao tontolo izao.."
Andrana tefiendrika ato amin'ny Global Voices, sy ny karazana “Skinny Post” (Lahatsoratra Manify)
Andrana A/B ho an'ny tefiendrika lahatsoratra vaovao tsy asiana tsanganana 'sidebar' ataon'ny GV. Fantatro ny momba ny dingana arahana, ny fiovàna ketrehina ary hoe inona marina moa ity andrana A/B ity!