Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Aogositra, 2021

Songadina Global Voices Jolay 2021

  07 Aogositra 2021

Iza no nanatevin-daharana ny GV tamin'iny volana Jolay 2021 iny? Iza ireo tantara nahasarika ny sain'ny mpamaky? Aiza ny firenena ahitana ny tantarantsika be mpamaky indrindra ? Jereo ato amin'ity lahatsoratra ity ny valin'ireo fanontaniana ireo !