Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Mey, 2017
Midira Ho isan'ireo Hamolavola Ny Hoavin'ny GV— Manorata anarana Anatinà Vondrona ”Hetsika” na ”Hevitra”!
Mandraisa anjara anatin'ireo vondrona ''hetsika'' na ''hevitra'' kely mba hiasàna, hijerena ary hamelabelarana ireo olana sy fanontaniana mivalapatra kokoa mikasika ireo fiasa amin'izao fotoana izao na ny fitondrana ny Global Voices amin'ny hoavy.
Fantaro i Victoria Tinta, Tonian-dahatsoratra Aymara, Izay Mahita An'Izao Tontolo Izao Amin'ny Alalan'ny Global Voices!
Ny tenindrazako, Aymara no tena mahaliana ahy, Liam-baovao ihany koa aho, amin'izay, mahafantatra mikasika izay zava-mitranga manerantany, hoy i Victoria Tinta, tonian-dahatsoratra Aymara ato amin'ny GV.
Ho Fahatsiarovana An'i Anna, Mpikatroka Mavitrika ho an'ny Rariny ho an'i Afrika, ary Fahaverezana Lehibe ho an'i Global Voices
Namoy ny ainy tampoka sy aloha loatra i Anna Guèye, mpanoratra sy mpandika teny ato amin'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay sy feo mahery ho an'ny fiarahamonina Afrikana mpiteny Frantsay ao amin'ny aterineto.
Efa Novakianao Ve Ny Iray Amin'ireo Lahatsoratra Be Mpamaky Indrindra Nivoaka Teto Amin'ny Global Voices?
Tsy nampoiziko ho lasa fahombiazana tato amin'ny tranonkalanay ny lahatsoratra iray nivoaka tamin'ny taona 2009 mitondra ny lohateny hoe "Moa Ve Tanànadehibe Sa Firenena I Singapaoro?"
Vaovao Farany GV Lingua : Aprily 2017
Tatitra Lingua Volana Aprily 2017