Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Avrily, 2022

Songadina Global Voices Martsa 2022

  06 Avrily 2022

Martsa 2022, nahitàna fanaovam-belona sy fiarahabàna vitsivitsy ,ny fiverenan'ny Podcast ato amin'ny Global Voices, ary ny fahalinan'ireo mpamaky tamin'ireo tantara momba an'i Rosia sy Okraina.