Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Novambra, 2021

Songadina Global Voices volana Oktobra 2021

  07 Novambra 2021

Ny lahatsoratra malaza indrindra tamin'ny volana Oktobra dia niresaka momba ny fihetsika voalanjalanja nataon'ny Taliban tamin'i Shina, ilay mpilalao sarimihetsika Myanmar iray lasa mitolona ho mpanohitra, ary ilay alika Tiorka mitaingina metro.