Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Jona, 2018
Vaovao farany Lingua volana May 2018
Manolotra ny toetran'ny Lingua volana May 2018 ny mpitantana ny Lingua
Tsiky sy fihaonan'ny GV frantsay-faneno tamin'ny mey 2018 tao Lyon
GV frantsay-faneno, meet up [fivoriana sy fihaonana] tao Lyon ny 26 sy 27 mey. Endrika sy feo.
Miteraka horohoro ny fakana an-keriny sy ny vono olona any Ogandà
Tamin'ny volana Febroary 2018, hita tany amin'ny làlan-tany iray ny fatin'i Susan Magara, 28 taona, 21 andro taorian'ny nakan'ny andian-jiolahy azy an-keriny raha teny an-dalana hody ho any Kampala izy, araka ny tatitra avy amin'ny gazety Ogandey .