Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Oktobra, 2017
Fanasana Manokana Ho An'ny Vondrom-piarahamonina Lingua Avy Amin'ny Rising Voices: Manorata Momba Ny Famelomana Indray Ny Fiteny!
Indro ny fanasana manokana ho an'ireo mpandika teny Lingua mba hanatevin-daharana ny Rising Voices hanoratra momba ny fomba hanampian'ny teknolojia ny fanarenana ireo fiteny tandindonin-doza na ireo fiteny tsy fahita firy hafa.
Hamonjy MozFest na Misinfocon ve? Miaraha Aminay!
Ao anatin'ilay MozFest 2017 hatao ato ho atao ao Londona, hasehon'ireo topimason'ny GV ny ezaka ataonay ary tianay ny mba hahita anareo any raha any an-toerana ianareo
‘Ny Hitondra Ny Aterineto Any Ambanivohitro No Faniriako.’ Fanomezam-boninahitra Farany Ho An'I Boukary Konaté Avy Amin'ireo Namany Sy Ny Mpiara-miasa Aminy
Malahelo mafy izahay manambara ny fahafatesan'ny namana sady mpiara-miasa aminay, Boukary Konaté.
Vaovao Farany Lingua : Volana Septambra 2017
Manolotra antsika ny Vaovao Lingua volana Septambra 2017 ny Mpitantana ny Lingua.