Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Aogositra, 2019

28 Aogositra 2019

Vaovao faran'ny Lingua : Jolay 2019

Atolotry ny mpitantana ny Lingua anareo ny teoteotry ny Lingua - Jolay 2019

24 Aogositra 2019

Fihaonan'ny mpikambana GV tany Beirota nokarakaraina manokana sy ireo fihaonana mahafinaritra maro hafa tsy nampoizina

Anisan'ny zavatra tsara indrindra nitranga tamiko hatramin'izay ny fidirana tato amin'ny GV 4 taona lasa izay

22 Aogositra 2019

Filazàna tantara, mamolavola ny mahaolona ny vahoaka

Nivelatra be tamin'ny zava-baovao maro ny tontolom-blaogy Venezoeliana. Toerana sarotra vakiana, mazava ho azy, fa feno tantara maro hotantaraina. Tadidiko ihany koa ny hasosorako tamin'izany fotoana izany, tsy noho ny adihevitra ara-politika tany amin'ny haino aman-jery irery ihany, fa koa tamin'ny fandrakofana ny kolontsaina izay tena zava-dehibe tamiko foana hatrizay.

06 Aogositra 2019

Mozika maimaimpoanan'ny farany Atsimo: fitaovana fanaovana tahirinkevitra!

(Fanamarihana: lahatsoratra espaniôla nivoaka tamin'ny Novambra 2014) Taorian'ny taona marobe nilalaovana mozika, nanontany tena izahay ny amin'ny maha-zavadehibe ny tokony hanaovana tahirinkevitra momba ireo tarika mpiangaly mozika milaza zavatra kely momba ny tena zavamisy manodidina antsika: ahoana no fomba iresahan-dry zareo ireo zavatra hafa azo asolo ny herisetra ao Meksika?...