Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Septambra, 2018

Fahatsiarovana an'i Boukary

  20 Septambra 2018

Araho ireo sary navoakan' i Claire izay natao hahatsiarovana ny fiainany sy ny asan'ilay mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonintsika Itompokolahy Boukary Konate tany an-tanindrazany .