Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Aogositra, 2018
Vaovao farany Lingua volana Jolay 2018
Manolotra antsika ny Lingua volana Jolay 2018 ny mpitantana ny Lingua
Meteza Ho ilay Fanovàna Tianao Ho Hita Ato Amin'ny Global Voices – Midira Ho Isan'ny Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina!
Manorina Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina izahay mba hanapahana momba ireo fanontaniana goavana atrehan'ny GV. Anio, afaka misoratra anarana ianao raha te-hiditra ao !
Nahoana isika no manangana Vaomieram-piarahamonina
Nahoana isika no manao izany? Inona no dikan'izany? Ary ahoana no fomba fiasan'izany?
Ny [inoako] fa isika, ary ny zavatra [eritreretiko] fa [tsara indrindra] ataontsika
''Tamin'ny fiafaran'ilay andro fandinihana, nila nanolotra ny maha-isika antsika, ny zavatra ataontsika, ny zavatra iriantsika ary ny fomba iadiantsika manoloana ireo vondrona mpikaroka avy amin'ny sekoly tranainy ao anatin'ireo rindrina mangatsikan'ny Akademia Frantsay ny tenako.''