Miarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Septambra 2017.
Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 703 isika, nahasarika mpitsidika 252.098 ary jeripejy miisa 317.744. Nahatratra 268.038 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 268.349 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.
Songadina
- Niantsafa tamin'i Fang-Ling Hsueh sy Thant Sin isika, Toniandahatsoratra Lingua Shinoa sy Birmana!
- Nanatevin-daharana ny Toniandahatsoratra Lingua Urdu i Anas Saleem
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 165
Espaniola 147
Frantsay 65
Rosiana 65
Grika 52
Ireo pejy be mpitsidika
Espaniola 97.293
Japoney 34.561
Portiogey 32.875
Frantsay 29.982
Shinoa Nentim-paharazana 15.729
Arabo 133.100
Shinoa 42.316
Espaniola 19.839
Frantsay 17.789
Amharic 8.853
Shinoa 177441
Arabo 44168
Espaniola 7581
Bangla 7175
Frantsay 5603
Manome hery ny Lingua ny asan'ny mpandika teny GV sy ny Toniandahatsoratra Lingua rehetra! Misaotra indrindra anareo noho izany! 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, ary Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika !