Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Jolay, 2017
Mpanakanto Syriana Mamisavisa Ireo Mpitarika Matanjaka Erantany Ho Toy Ny Mpitsoa-ponenana Marefo
"Ireo mpitarika ireo no anisan'ny tompon'andraikitra tamin'ny fifindra-monin'ny Syriana. Angamba mety hahatsapa izy ireo hoe tahaka ny ahoana izany hoe marefo. "
Ho An'ireo Siriana Mpitsoaponenana Monina ao Jordàna, Mitondra Fanantenana sy Ainga Vao Ho Fanarenana ny Fireneny Ny Asa Fanaovana Gazety
Ho an'ireo Siriana mpitsoaponenana ao Jordàna, manome azy ireo ny traikefa ilainy mba hitantaràna ny tantaran-dry zareo manokana ny Syrians Between Us .
Rosia: Zanaka Lahy Faha-efatra
Iray volana na nihoatra kely lasa izay, nanomboka ny bilaogy LJ faharoa (voinodel) ilay mpisera voinodel (mpanao gazety Rosiana Vadim Rechkalov) ary nanambara fa hampiasa izany hanoratana "lahatsoratra tsy mandratra" ao.
Manao Famoretana Fampitam-baovao Tsy Miankina Ny Miaramila Ao Myanmar Ary Nisambotra Mpanao Gazety Telo
" Tsy mitombina ny fampiasan'ny mpitandro ny filaminana ny lalàna lany andro hampanginana sy hanasaziana ireo mpanao gazety izay tsy nanao heloka bevava," hoy ny toniandahatsoratra ao amin'ny The Irrawaddy.
Mankao Mosul Ny Irakiana Mba Hankalaza Ny Eid Ho Fanehoana Firaisankina
Vondrona Irakiana teo amin'ny 300 avy ao atsimo sy afovoan'i Irak no nankao Mosul vao haingana mba hankalaza ny Eid al-Fitr miaraka amin'ireo mpiray tanindrazana amin'izy ireo vao noafahana.