Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV
Herman Dekeŭnink nandika ny tantara noforonina “Perception de Delvaux” ho amin'ny fiteny Esperanto sy Japoney
Nadikan'i Dekeŭninkho amin'ny fiteny esperanto ny asa ary eo avy amin'ny fiteny esperanto ho amin'ny fiteny Japoney
Hita ao amin'ny revion'i Harvard momba an'i Amerika Latina ny Rising Voices
Apetraky ny lahatsoratra ho lohahevitra ny fikatrohana amin'ny teny Quechua ho sehatra fanamafisana ny feon'ireo mpikatroka ankihin'ny fiteny Quechua.
Toko nosoratan'i Kelly Chaib De Mares momba an'i Azerbaijan ao amin'ny “Boky fanao an-tanan'ny Fisantaran'andraikitra Famahana olan'ny fifandiram-paritra ilabolantany atsimo”
Mampiditra odidina ara-jeopolitika sy ara-jeo-ekonomika ao Azerbaijan amin'ny fahatakarana ny tsy fiandaniana sy ny diplaomasia telolafy ho fomba iray hisorohana ny fifandirana ao amin'ny faritra[...].
Fifidianana Birao FiPi GV 2023: Manolotra ireo solontenan'ny vondrom-piarahamonina GV vaovao!
Juke Carolina Bransiecq sy Subhashish Panigrahi no ho solontenantsika vaovao avy amin'ny volantera, ary Gabriela García Calderón no ho solontenantsika avy amin'ny mpiantoka asa.
Fantaro i Ingrid Patetta, mpandika teny Lingua frantsay
"Ankoatra izany, hita eo an-tampon'ny lahatsoratra ny anaran'ny mpandika teny, izay mahafa-po sy ilaina rehefa manangana portfolio!!"
VIDEO: Fomba fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023
Misokatra afaka ora vitsy ny fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023. Indro àry izay tokony ho fantatrao momba ny dingana arahana hifidianana!
Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Kandidà Khojasta Sameeye
"Amin'ny maha-mpikatroka media ahy efa ho 7 taona, afaka manolotra ho an’ny vondrom-piarahamonina GV ny traikefako amin'ny asa fanaovan-gazety, ny media ary ny serasera aho."
Fifidianana solontenan'ireo manana fifamatorana arakasa ho ao anivon'ny Filankevi-pitantanana GV 2023: ny kandidà Giovana Fleck
"Ny fananganana vondrom-piarahamonina GV dia nanome hevitra tsara ho ahy hahatakatra ny fomba fihainoana tsara kokoa ny tarika iray sy ny fanangonana ary fampiharana ny tamberina avy amin'izy ireo."
Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Ny kandidà Reda Harbi
"Ny laharam-pahamehan'ny GV amin'ny maha-fikambanana azy dia ny hampanakoako ny feon'ireo olona sy mponina any amin'ny faritra saro-dalana sy lavi-pifandraisana."
Fifidianana solontenan'ny Nanao Fifanarahana Arakasa ho ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: ny kandidà Mariam Abu Adas
"Mikasa ny hampiasa ny fitaovana rehetra eo am-pelatanako aho mba hifaneraserana sy hanohanana ny vondrom-piarahamonina, na amin'ny alàlan'ny media sosialy izany, na mailaka, na amin'ny alalan'ny voromailala mpitondra hafatra fahiny."