Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vaovao Farany Lingua Volana Martsa 2018

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Marsa 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 644 isika, nahasarika mpitsidika 248.544 ary jeripejy miisa 275.571. Nahatratra 266.109 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 273.322 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

  • Namoaka ny fitadiavana ireo mpandika teny amin'ny fiteny Hebreo, Filipino, ary Persiana izahay. Miangavy anao mba hizara izany!
  • Jereo ny fandikanteny be mpitsidika indrindra tamin'ny volana Martsa.
  • Jennifer Brea, izay efa toniandahatsoratray Frankôfôna, dia namoaka antso mba handikanteny ny sarimihetsiny “Unrest“.

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 165
Espaniola 108
Frantsay 78
Rosiana 70
Italiana 49

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 95.547
Frantsay 37.959
Portiogey 33.350
Japoney 17.945
Rosiana 13.696

Facebook

Arabo ar 130.686
Shinoa 42.273
Espaniola es 19.793
Frantsay fr 17.580
Amharic am 8.896

Twitter

Shinoa 181.414
Arabo ar 44.056
Espaniola es 7.678
Bangla bn 7.645
Frantsay fr 5.639

Misaotra anareo ry Lingua ! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny Gv inareo! Ianareo no mahery indrindra !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook ary Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.