Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vaovao Farany Lingua Volana Febroary 2018

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Febroary 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 583 isika, nahasarika mpitsidika 193.621 ary jeripejy miisa 215.329. Nahatratra 266.558 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 271.918 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

  • Namoaka ny fitadiavana ireo mpandika teny amin'ny fiteny Catalan, Amharic, ary Albaniana izahay . Miangavy anao mba hanely ny teny!
  • Nanomboka ny fiaraha-miasa teo amin'ny Lingua Arabo sy ny Wikinews izahay, ary manantena ny hihitaran'izany amin'ny fiteny samihafa!
  • Nanatontosa antsafa niaraka tamin'i Yann Leymarie avy ao amin'ny Lingua Frantsay i Abdoulaye Bah ! Misaotra tamin'ny fandikanteny ry Stephanie Phaneuf!
  • Nanatevin-daharana tamin'ny fomba ofisialy ny ekipan'ny Toniandahatsoratra Lingua Portiogey i Melina Coelho taorian'ny nijanonan'i Gustavo Xavier.

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 143
Espaniola 106
Rosiana 79
Frantsay 55
Grika 34

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 72.725
Frantsay 30.182
Portiogey 21.706
Japoney 15.829
Rosiana 12.693

Facebook

Arabo 131.106
Shinoa 42.270
Espaniola 19.839
Frantsay 17.628
Amharic 8.899

Twitter

Shinoa 180.163
Arabo 44.041
Espaniola 7.670
Bangla 7.577
Frantsay 5.633

Misaotra anareo Lingua! Ianareo no mahery indrindra 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, sy Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.