Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Raveloaritiana Mamisoa · Septambra, 2017

Malagasy citizen, Bachelor of Communication and still student at a Private University. I enjoy sharing information for malagasy people around the world. Interested in education, journalism, social media, human right, international relation. I would like to promote education in my native nation. My twitter is @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

imailaka Raveloaritiana Mamisoa

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Septambra, 2017

21 Septambra 2017

Mampaharitra Mandrakizay Ny Tantarany: Ny Lova Navelan'i Bassel Khartabil

GV Mpisolovava

Iray volana mahery taorian'ny fanamafisana ny famonoana azy, manohy manome voninahitra ho fahatsiarovana an'ilay developera Syriana, Bassel Khartabil Safadi sy manome voninahitra ho an'ny lova navelany ireo mpanohana azy.

Mihena Ny Taranaka Ombivavy Naumuthe ao Nepal, Iray Amin'ireo Omby Bitika Indrindra Manerantany

447 fotsiny sisa ny karazana omby Achhami tavela.

20 Septambra 2017

Milina Mpivarotra Manerana Izao Tontolo Izao Ka Nahagaga Ny Japoney

Na mendrika na tsia, nanana laza hatry ny ela fa manana milina fivarotana hafahafa sy mampihomehy i Japan. Ny tsy fantatry ny besinimaro anefa, dia ny eritreritr'ireo Japoney momba ireo milina hafa mpivarotra any amin'ny firenena hafa.

19 Septambra 2017

Mpanao Gazety Voampanga ho Nanala-baraka Noho Ny Fampitahana Ny Fitondran'ny Indoneziana Ny Papoaziana Tandrefana Amin'ny Rohingya Any Myanmar

GV Mpisolovava

Namoaka ny fanehoan-keviny tao amin'ny Facebook i Dandhy taorian'ny fihetsiketsehana goavana nokarakarain'ny vondrona Miozolomana ao Indonezia, manameloka ny governemantan'i Myanmar noho ny fitondrany ireo mpitsoa-ponenana Rohingya.

16 Septambra 2017

Tetikasa Milina Famantaran-teny Hamelona Indray Ny Teny Quechua

Rising Voices

Azonao saintsainina ve ireo solosaina, finday raitra sy roboto miteny Quechua? Miasa mba hanatanteraka izany ilay injeniera Peroviana.

14 Septambra 2017

Singapaoreana Miatrika Famotoran'ny Polisy Rehefa Avy Nanatrika Fiaretan-tory Ho An'ilay Mpiasa Mpifindra Monina Notapahan-doha

Raha heverina fa fivoriana tsy ara-dalàna mendrika ataon'ny polisy famotorana ny fiaretan-tory tsotra tsy misy herisetra sy mangina ho an'ny lehilahy homelohin'ny fanjakana ho faty, angamba fotoana izao hieritreretana raha mahita fifandanjana tsara eo amin'ny filaminam-bahoaka, fahalalahana mivorivory sy ny fangorahana isika.

12 Septambra 2017

Maninona Aho No Tsy Miaraka Amin'ny Feminisma, Na Dia Iombonana Aza Izany?

Ny Tetezana - The Bridge

Ao anatin'ny sehatra izay tsy mba hanajàna, tsy hiraharahiana na hanilihana ny heriko, afaka mandroso ny tenako, amin'ny maha vehivavy mainty hoditra ahy.