Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Febroary, 2012
Etazonia: Asiana Indray Ny Kolontsain'ny Mpifindra Monina
Niteraka fahatafintohinana ny fanapahan-kevitra hanaisotra ny tetikasa fampianarana Meksikana-Amerikana, izay efa napetraka tao amin'ny sekolim-panjakana ao an-tanànan'i Tucson, ao Arizona, tamin'ny taona 1998. Ho an'ny maro an'isa, ny fanesorana ny tetikasa...
Espaina: Herisetran'ny Polisy Manoloana Ny Mpianatra Ao Valencia
Nanao hetsim-panoherana ireo mpianatra tao amin'ny sekoly ambaratonga faharoa IES (Instituto de Educación Secundaria) Luis Vives ao Valencia (#IESLluisVives) noho ny fampihenana ny fandaniana hampiharin'ny Minisitera ny fampianarana, satria voatery hitondra bodofotsy...
Syria: Noafahana i Razan Ghazzawi sy ireo Vehivavy Mpiara-miasa Aminy
Noafahana niaraka tamin'ireo vehivavy mpiara-miasa aminy ilay mpamahana bolongana Syriana sy mpitolona ho amin'ny fanehoan-kevitra an-kalalahana, Razan Ghazzawi tamin'ny Asabotsy teo. Avy amin'ny rahavavin'i Razan izany vaovao izany, izay ni-tweet tamin'ny...
Maraoka: Voasazy Noho Ny Famoahana Sariitatry Ny Mpanjaka Tao Amin'ny Facebook
Tamin'ny 7 Febroary 2012, niatrika fitsarana tao Rabat, renivohitr'i Maraoka, i Walid Bahoman. Voampanga ho “nanala baraka ny hasin'i Maraoka” ity lehilahy 18-taona ity tamin'ny alalan'ny fandefasana sary sy lahatsary manevateva...
Venezoela: Niteraka Adihevitra Be ny Sarin'ireo Ankizy Milanja Fitaovam-piadiana
Nipoaka ny adihevitra tao amin'ny valantserasra Venezoeliana taorian'ny fivoahan'ilay sarina vondron'ankizy mpianatra miaraka amin'ny basy tao amin'ny fari-bohitra iray be olona indrindra ao Caracas, nivadika tanteraka ny Barrio 23 de Enero. Niparitaka haingana...
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga
Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.