Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jolay, 2020
Mpianatra nitarika hetsi-bahoaka anoherana ny jadona teo amin'ny Tsangambaton'ny Demaokrasia ao Thailandy
Namoaka fitakiana teo ny mpanao fihetsiketsehana izay mifandraika amin'ny fanitsiana demaokratika sy ny fiarovana ny zon'olombelona ary nanome tapabolana ny governemanta hamaly.
Korea Atsimo, ampangaina ho mamerina manoratra tantara vaovao ho an'ny boky fampiasan'ny lisea
Rakotry ny kiana ny governemanta Koreàna Tatsimo noho ny fanomezany vàhana ireo boky fianarana manohana ny faharesendahatra pôlitikan-dry zareo izay manasa ireo tsy fetezanjavatra vitan-dry zareo tamin'ny lasa.
Filma fohy mampiseho hoe ahoana izany mainty ao Japana
Tsy maintsy nizaka sy nianatra, araka ny niainany azy ihany, ny fomba hiatrehana ireo fanesoana mpanavakava-bolonkoditra nataon'ny mpiara-mianatra aminy vaovao ilay zazalahy, izay sady mainty no Japoney.
Soroka miara-milanja venezoelana hanome sakafo ho an'ny beantitr'i Caracas
"Tsy afa-mamarana ny fahantrana izahay, saingy afa-manao izay kely vitanay hanampiana ireo tena mila izany indrindra, izay betsaka ato amin'ny firenena."