Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jona, 2010
Korea Atsimo: Ady seza-na metro eo amin'ireo taranaka tsy mitovy fotoana
Any Korea Atsimo, saiky isanandro vaky ny ady seza mitranga any amin’ny metro eo amin’ireo tsy mitovy vanimpotoana niainana. Ny filàm-baniny mihatra amam-batana na atao amin’ny vava mikasika io resaka seza malaza io no taterina anat aterineto ary be hafatra vaovao mitaraina noho ny fihetsika mihantsy asehon’ireo zokiolona any anaty metro hita mipariaka any anaty tranonkala.
Palestina: “Matahotra ranomasina aho”
Ho fihetsehana amin'ny “raid” tamin'ny Flotilla-mpahafahan'i Gaza tamin'ny 31 May, nanoratra lahatsoratra miendrika kanto ilay mpitoraka blaogy Gaza Kawther Abu Hani miainga amin'ny fomba fijerina ankizy, mitondra ny lohateny hoe...
Madagasikara: Ny feon'ny tanora iray mpitoraka blaogy sady mpandika teny
Nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenen'ny Gloval Voices 2010 tany Chile, nisy tovovavy iray avy any Madagasikara nanontany ahy raha tena avy any Japana tokoa aho, firenena izay tena ankafiziny tokoa na...
Bangladesh: Facebook nosakanana vonjimaika
Bangladesh izao no firenena faharoa any Azia aorian'i Pakistan manakana ny Facebook iray manontolo tao ho ao. Tamin'ny Zoma 28 May 2010 nanodidina ny tamin'ny 8:30 dia natao ny fanakànana...
Pero: ankizivavy kely mpianatra nanontany ny vadin'ny filoha amerikana momba ny fanavaozana ny fifindramonina
Ny faha 19 may lasa teo, ny vadin'ny filoham-pirenena any Etazonia, Michelle Obama sy Ramatoa Margarita Zavala, vadin'ny filohan'i Meksika, Felipe Calderon, dia nitsidika sekoly fanabeazana fototra iray tany Silver...