Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Septambra, 2016
Zazavavikely Iray 10 Taona Mandresy Lahatra ireo Hery Tandrefana Momba Ny Fandriampahalemana Ao Yemen
Ankizy avokoa ny ampaha-efatr'ireo sivily maty tamin'ny ady tao Yemen.
Inona No Hanjo Ny Tanora Ao Kolombia Aorian'ny Ady?
"maritiora mivantan'ny ady aho, ny disadisa mitam-piadiana, fa na teo aza izany, raha tsy maintsy manome ny tanako mba ho an'ireo mpamono olona, vonona aho ny hanao izany, satria mino ny famelànkeloka aho."
Misarika ny Saina Manoloana Ny Manjò Ireo Ankizy sy Tovovavy Miasa Ao Myanmar Ny Mpanakanto
"Manjary zava-dehibe kokoa ho an'ny olona ny zavakanto satria ahafahan'izy ireo mahita sy mahatsapa ny zava-misy, ary mandrisika azy ireo mba hitondra fanovana eo amin'ny fiaraha-monina.."
Miaro ny “Zo Hianatra Filozofia” any an-tsekoly ny Shiliana
Tony ratsy ao anaty mason-drivodoza ny fanabeazana Shiliana sy ny fananana lojika fototra taorian'ny soso-kevitra avy amin'ny Minisitry ny Fampianarana hampiditra ny taranja filozofia ho ao anatin'ny taranja fanabeazana mahaolom-pirenena.
Adihevitra ao Singapaoro: Tokony Hitovy ve Ny Tamby Omena Ny Olaimpika sy ny Paralaimpika Nahazo Medaly Volamena?
"Tsy azontsika refesina (na tambazana) fotsiny amin'ny vola ny ezak'olombelona, fa mikolokolo ihany koa fandefasana hafatra ratsy ho an'ny fiarahamonina ny fanohizana azy io."
Hiran'Ankizy Tahaka Ny Incy Wincy Spider, Natao Sarimiaina Sy Nadika Ho Amin'ny Fiteny Yoruba
Namorona lahatsary antserasera ahitana hiran'ankizy amin'ny fiteny Youruba ny renim-pianakaviana Nizeriana monina any ampitan-dranomasina iray mba hitehirizana ny fiaviana Yoruba.
Fomba Mahavariana Hitan'ireo Filipiana Hanamboarana Harato Filalaovana Basketball
"Fa mbola mahazendana ahy hatrany ny mahita ireny kianja vonjimaika manerana ny tanàna ireny, sy ireo olona amin'ny sokajin-taona rehetra - indraindray manao tong (kapa fingotra) fotsiny.."
Tandremo Ry Mpanaratsy Bikan'olona: Tsy Hiraharaha Izany Intsony Ireto Vehivavy Pakistaney Ireto
"Manaiky ny vatantsika manokana indray isika, ary manana ny volon-koditra antsika manokana. Ampy antsika izay, ampy ahy izay."
Nifidy Mpanao Lalàna Mpomba Ny Demokrasia ireo Mpifidy Ao Hong Kong Mba Hiaro Ny Fizakantenan'ny Tanàna Amin'i Shina
Na teo aza ny fanosehana, nanome seza telo amboniny ho an'ny mpanohitra ireo mpifidy, raha oharina tamin'ny fifidianana farany tamin'ny taona 2012.