Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Mey, 2024
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #14
Ao amin'ny “Manana ny ambarany ny voambolana”, manasongadina voambolana telo izahay: mpitsoa-ponenana frantsay amin'ny teny tseky, fomba fiteny gaboney ary ny 'wesh wesh' tsy azo soloina.
Korontana ao Nouvelle-Calédonie: ‘Tsy tokony ho any Eoropa no hanapahana ny hoavin'ny vahoaka Kanaky’
"Ny nosy akaiky indrindra ny paradisa ity lasa nosy akaiky indrindra ny helo."
Maty tany am-ponja ilay Thailandey tanora mpikatroka voampanga ho nanala baraka mpanjaka
"Fampahatsiahivana manafintohina izany manampahefana Thailandey mandà amin'ny fomba hentitra ny fahalalahan'ireo mpikatroka mpomba ny demôkrasia mba hampanginana ny fanehoana am-pilaminana ny tsy fitovian-kevitra."
Mifampizara ny fanantenany mialoha ny fifidianana afrikana tatsimo ny tanora mpifidy
Misongadina ny hamaroan'ny tanora, 18-39 taona, mandrafitra ny 42 isanjaton'ny (11,7 tapitrisa) mpifidy voasoratra anarana, manoritra ny maha-zava-dehibe ny vaton-dry zareo ho an'ny antoko politika amin'ny fifidianana hoavy amin'ny 29 may.
Jamaika, namiratra nandritra ny Loka Asa Fanaovana Gazety ho an'ny Rariny ara-Toetrandro tao Karaiba ny Repoblika Dôminikàna sy Goiàna
"Fo mampitempo izany rehetra izany, ny olona. Mifamatotra amin'ny zo maha-olona ny rariny ara-toetrandro"
Ny zava-nolalovan'i Marijeta Mojasevic niainga avy amin'ny maha-sisampatin'ny AVC azy, mankany amin'ny maha-mpikatroka ho an'ny zon'ny manana fahasembanana
"Tiako hiova fomba fijery [ireo tanora] ary hanaiky ireo olona manana fahasembanana ho olon'ny fiarahamonina misy azy ihany, ho toy ny namana, ho toy ny mpiaramiasa”