Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jolay, 2022
Ankizilahy kely Aostraliana 14 taona mitarika masoivohom-baovao an-tserasera
"Ry namana, vao hitako izao ny fandaharanao fa tena nahafinaritra tokoa! Nanandrana nanao izany aho fony mbola kely fa saingy tsy nahavita ny maha-matihanina anao."
Inona ankehitriny no manjo ireo mpanao fihetsiketsehana tao Hong Kong telo taona taorian'ny famoretan'ny taona 2019?
Mihoatra ny 10.000 no nosamborina noho ny heloka misy ifandraisany amin'ny fanaovana fihetsiketsehana ka 4010 amin'ireo no mpianatra. Telo taona taty aoriana, miisa 2866 amin'ireo nosamborina — 28 isanjato — no notsaraina ary tokotokony ho 79 isanjato no nampangaina.
Vehivavy iray tompondaka tamin'ny echec, niady tamin'ny fanavakavahana ara-taona, ny fanavakavahana lahy sy vavy ary ny fifandrafiana ara-politika ao Kazakstana
Vetivety dia nivadika ho tafiotram-piampangana ny fifanandrinana, niteraka hatezeran'ny besinimaro ary nampiharihary ireo hetsika ambadika tamin'ireo fifandraisana nikorontana nisy teo amin'ny fanatanjahantena matihanina sy ny politikan'ny governemanta
Renivohitr'i Trinidad, voabahan'ireo hetsika manohitra ny famonoana ataon'ny pôlisy
Tsy vao voalohany izao ny Trinidad and Tobago Police Service (TTPS) no nampangaina ho manao fanararaotam-pahefana; toy ny hoe zavatra "efa hita" (déja-vu) ireny hetsipanoherana ireny.