Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Febroary, 2015
Ankizy ao Ejipta Milalao ny Lahatsarim-Pamonoana Ataon'ny ISIS
Tokony hijery ireo heloka bevavan'ny ISIS zaraina amin'ny lahatsary ve ny ankizy? Nipetraka ity fanontaniana ity taorian'ny fandraketana an-dahatsary ireo ankizin'i El Mahalla El Kubra ao Ejypta izay "mamono" ireo ankizy hafa amin'ny fomban'ny ISIS.
Afghana Miravo Amin'ny Fiadiana Ho Tompondaka Erantany Voalohany Ho Azy Amin'ny Lalao Cricket
Miomana hiatrika ny Lalaony voalohany amin'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany amin'ny lalao cricket ny ekipam-pirenena Afghana, hetsika ara-panatanjahantena iray izay omen'ireo vahoaka samihafa ao amin'ny firenena lanja tokoa.
Zazavavy Malayziana Norahonana Hogadraina Fa Nifamihana Ampahibemaso Tamin'ny Kintan'ny K-Pop
Fantsona fahitalavitra Malayziana iray namoaka lahatsary YouTube tamin'ny lanonana fihaonana tamin'ny mpankafy ny tarika B1A4 izay tsy misy ifandraisany amin'ny lohateny miampanga ny tarika ho "namiravira zazavavy miozolomana".
Sazian'ny Governemanta Makedoniana Ny Fakàna Sary Fihetsiketsehana Amin'ny Drôna
Nanampy tamin'ny fampisehoana ny haben'ny hetsika goavan'ny mpianatra vao haingana ny sary sy lahatsary nalaina tamin'ny drôna, fihetsiketsehana lazaina ho goavana indrindra tao Makedonia hatramin'ny fahaleovantena.
Tonga ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Ny Tazon'ny Ekipam-Pirenen'i Ginea Any Amin'ny CAN2015
Ary ny malaza amin'izao fotoana dia ny mandefa selfie ahitana kojakojan'i Sily iray (fanamiana, haba, satroka, sns.) ao amin'ny Facebook; Instagram na Twitter.