Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Avrily, 2024
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #13
Ato anatin'ny “An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: sonkoriser - fitenin'ny Seneagaly, raconter sa life ary ilay tena safiotra frantsay-japoney アベック.
Ankizivavy etiôpiàna manova ny fombandrazana amin'ny alàlan'ny filalaovana skateboard
"... Tsy zakan'ny fiarahamoninay ny filalaovana skate. Heverina ho toy ny fanatanjahantena fanaon'ny bandy ratsy taiza izy io, araka izany dia sarotra ho an'ireo ankizivavy toa ahy ny handeha hanohitra azy ireny"
Ny nahatonga an'i Mongolia tanjaky ny Basket 3×3
Ravan'ny ekipa nasiônaly mpilalao baskety ilay finona analaza hoe tsy afaka ny hamiratra afa-tsy anaty fanatanjahantena lalaovin'olontokana ny Mongols
Ny lova navelan'ny Hetsika Tanamasoandro: Politikan'ny antoko telo misandratra ao Taiwan
"...tsy misy hery mampiray ao Taiwan izay maneho ny soatoavina ateraky ny Hetsika Tanamasoandro, ka ny DPP sy ny TPP vao misondrotra ihany no azon'ny olona fidiana."