Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Novambra, 2022
33 taona lasa izay no nanomboka teny an-dalamben'i Prague ny Revolisiona Volory
33 taona taorian'ny revolisiona volorin'i Novambra 1989 izay namarana ny Komonisma tao Czechoslovakia, miara-mahatsiaro ny nanombohan'ny mpianatra hetsi-panoherana izay namadika ny pejin'ny tantara ny [eny] an-dalamben'i Prague.
Tiorkia: Ny fisandratana sy ny firodanan'ny Clubhouse
Taorian'ny volana vitsivitsy nampalaza azy teny anivon'ireo mpianatra sy mpikatroka, niditra ao amin'ilay fampiharana koa izao ireo mpomba an'i Erdoğan.
Manjakazaka ilay kintan'ny haiady avy ao Myanmar, ary mivavaka mba hirodanan'ny fitondrà-miaramila
"Halako ny didy jadona. Efa nijaly tamin'izany aho fony mbola kely. Natahotra aho ary niafina tao an-tranoko raha vao mandre olona miteny Birmana."
Ho tafitan'i Jamaika amim-pahombiazana ve ny tetezamita tena ilainy mankany amin'ny angovo azo havaozina?
Tanjona sahisahy ananan' "Ilay tanin'ny hazo sy ny rano" ny hampitombo ny fampiasàna angovo azo havaozina (masoandro, rivotra ary rano) ho 30 % hatramin'ny 2030 - ka ahoana àry no fandroson'i Jamaika ?
Gazety tantanan'ireo mpianatra ao Thailandy, nampilendalendain'ny Shinoa iray volabe mba hampitsahatra ny asany
"Na nisy iny tranga iny aza, hotohizanay hatrany ny asanay. Melohinay izay rehetra fomba ataon'ny manampahefana hilàna vaniny sy hamiliviliana ny sain'ireo mpankahatra"