Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Desambra, 2013
SARIPIKA: Koreana Tatsimo 100.000 Manohitra Fanodinkodinana Valim-pifidianana, Fanampenam-bava Sendika
Ny mpanaramaso sasany dia miantso ilay fipoahana hets-panoherana ho porofo fa efa akaiky "hahatratra ny teboka mampangotraka azy" [ko] ny hatezeram-bahoaka
‘Tsy Ao Tsara Isika !’ Afisy Mivezivezy Any Amin'ny Anjerimanontolo Koreana Tatsimo
Afisy sora-tànan'ny mpianatra iray ary nahantony teo amin'ny fàfana fametrahan'ny anjerimanontolony hafatra, nentiny nanehoana ny fiasàny loha mikasika ireo olana ara-tsosialy no niparitaka be tao Korea Atsimo ary nitondra aingam-panahy ho an'ireo hafa mba hanao toy izany koa.
Ireo Tanora, Mahantra Mpifoka Lakaoly any Myanmar
Olana miharatsy ho an'ny zaza sahirana any Myanmar ny fidorohana diso tafahoatra ny lakaoly mora vidy. Nanadihady ny sasantsasany tamin'ireo ankizy ireo i Yin Yin Hnoung, mpianatra ho dokotera any amin'ny Anjerimanontolo Fianarana ho mpitsabo any Mandalay ary nandinika [my] ireo antony sy ny fiantraikan'ity fidorohana hafakely tafahoatra ity.
#GVMeetup: Famerenana Mamorona Tontolo Virtoalin'ny Global Voices Amin'ny Fifanatrehana Mivantana

Amin'ny GV Face-n'ity herinandro ity isika dia hiaraka amin'ireo vondronà kintana maro mpanohana ny #GVMeetup avy ao Ejipta, Pakistana ary Portogaly.
Ny football, Fampiraisana Ny Fiaraha-Monina Ao Nizera

Ny fanatanjahantena ary indrindra indrindra ny football, matetika, no fitaovana tsara indrindra hanamafisan'orina ny fifandraisan'ny fiaraha-monina nizeriana manerana ny hadadasiky ny zarataniny.