Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Marsa, 2019
Amerika Iberika: Fihaonan-toby oniversitera ao El Salvador
Tamin'ity herinandro ity tany Salvadaoro, mpankafy teknolojia an-jatony no nivory tao an-drenivohitr'i San Salvador mba handray anjara amin'ny fizarana farany amin'ny Campus Party.
Mpisera nijoro vavolombelona amin’ny mahazo ny mainty hoditra ao Brezila taorian’ny famonoana ny tanora iray tanam-polo
"11 taona aho tamin’izay ary nosamborina sy nosavaina voalohany. Na mino izany ianao na tsia, nandeha ho any amin’ny tranom-barotra lehibe aho, niaraka tamin’ny rahalahiko, nandeha nijery sinema izahay. "
Athan: Ilay vondrona tanora mampiroboobo ny fahalalaham-pitenenana any Myanmar
"Tokony hofoanana ireo fitoriana ireo mpanao gazety rehetra. Tsy maintsy avotsotra tsy misy fepetra ireo mpanao gazety rehetra izay mbola any am-ponja. Foanana mifanaraka amin'ny fenitra iraisampirenena ny sazin'ny fanalam-baraka .
Nanitsakitsaka ny dinam-piarahamonina ao amin'ny firenena ve ny sazy vaovao amin'ny fandroràna ao Kyrgyzstan?
"Rehefa tsy mikitika anay ianao dia tsy kitihanay."