Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Mey, 2022
Manampy trotraka ny ratran'i Trinidad & Tobago ny fahafatesan'ilay zaza menavava
Ao anatin'ny tontolon'ny herisetra iainan'ny firenena - natahotra ny momba ilay zaza ny olom-pirenena ary henjana ny rivotra iainana ao amin'ny tontolom-bolongana eo an-toerana.
Famonjàna ankizy : nahoana ireo olon-dehibe Salvadoriana no tsy miraharaha an'ireo tanora voarohirohy anaty asan-jiolahy
Fotoana izao hanovàna ny fomba fijerintsika an'ireo ankizy taiditra anaty andian-jiolahy.
Mpaka sary Breziliana mirakitra ny hakanton'ireo mponina favela
"Tsy te ho mpaka sary manana sary tsara tarehy fotsiny aho, te hanova ny fiainan'ny hafa aho."
Lesoka eo amin'ny fanadinana fidirana ao amin'ny Sekoly Ambaratonga Faharoa ao Trinite sy Tobago ahariharin'ny tsy fahombiazan'ny maripakasitrahana
Mampametra-panontaniana momba ny tsy fitanilàna sy ny tena ilàna azy ny fahavotsavotsàna eo amin'ny fizotry ny fanomezana naoty amin'ny Fanadinana fitsapàna hidirana eo amin'ny Sekoly Ambaratonga Faharoa (SEA) ao Tobago sy Trinidad