Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Oktobra, 2007
Iran : Tantara an-tsarin'ny tantara ho hitan'ny mpifankatia Iraniana roa
Ny blaogy Husband [Farsìa] dia mitantara amin'ny alalan'ny sary 8 ireto zatovo roa mpifankatia, izay nosavain'ny mpitandro ny filaminana kara-panondro, ary satria sarona fa tsy mpihavana ry zareo … dia...
Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy
Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô : « Here is a short 4 minute video with clips of the Kids...
Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna
Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky...
Senegaly : Lasa « mafia » ny sehatry ny fampianarana
Ny blaogy Politique au Senegal dia manazava [Frantsay] ny krizy izay misy ny sehatry ny fampianarana any Senegaly ankehitriny : « Difficile de dire que le Pdef et les 40...
Afghanistàna : Vao efatra taona monja dia efa nanambady
Ny mpiblaogy Nasim Fekrat dia mitantara [Farsi] ity zazavavy iray vao efatra taona monja izay nampanambadiana lehilahy efa telopolo taona. Tanterin'io mpiblaogy io koa fa araky ny gazety Hasht Sobh...
Nizeria : Manalasarona an'i Lagos
Manalasarona an'i Lagos i My Pen and My Paper [Anglisy] : « Raha ambara fohy, iza moa ireo okada man. : 1) Ny okada man dia tovolahy Nizeriana, tsy an'asa,...
