Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jona, 2012
25 Jona 2012
Rosia: Tetikasanà Crowdsourcing Hikarohana Ireo Ankizy Tsy Hita

Niforona ny ekipa mpikaroka sy mpamonjy aina Liza Alert taorian'ny nanjavonan'i Liza Fomkina tany amin'ny vohitr'iOrekhovo-Zuevo (manodidina ny 50 miles atsinanan'i Môskoa). Ho setrin'ny hetsika nahitana lesoky avy amin'ny governemanta, nanapa-kevitra ny hiombona ireo mpirotsaka an-tsitra-po mba hahazoana toky fa tsy hisy zavatra tahaka izany intsony hitranga.
18 Jona 2012
Angola : Ny Mozikan'ny Fanoherana, Androny Tahaka Ny Omaly
Ireo fikambanana mpiaro n y zon'olombelona sy ireo bilaogera dia samy niteny faholo fa tandindonin-doza ny fahalalahana miteny ao Angola, amin'ny alàlan'ireo mafàna fo mpiangaly mozika. Mandritra izany fotoana izany dia natao tao Lisbonne ny fanomezam-bohinahitra ho an'ny mozikam-panoherana angoley izay ny tarika N'Gola Ritmos tamin'ny taona 50 sy 60....
10 Jona 2012
Meksika: Niteraka Adihevitra Ny Hetsiky Ny Tanora #YoSoy132
NIteraka fanontaniana sy hevitra teo amin'ny tranonkalan'ny tambajotra sosialy ny atao hoe hetsika #YoSoy132 tsy miandany ara-politika. Iray volana eo ho eo sisa mialoha ny fifidianana Meksikana, andeha ho jerena ireo sasany amin'ny hevitra mifanohitra anatin'ireo bilaogy samihafa sy amin'ny alalan'ny feo.
03 Jona 2012
Meksika: #YoSoy132, Fiandohan'ny Lohataona Meksikana?
Nanamarika ny fitsidihana nataon'ny kandida ho filoham-pirenena Enrique Peña Nieto tany amin'ny Anjerimanontolon'i Iberoamericana ny hetsi-panoherana nataon'ny mpianatra izay efa imbetsaka no nitsipaka ilay kandida. Izy ity, niaraka tamin'ny vaovao mitanila navoakan'ny haino aman-jeriy tamin'izany fotoana, no nanjary fangaronà vanja mipoaka, izay nivoaka voalohany tao amin'ny haino aman-jery sosialy, ary...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...