· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Janoary, 2014

Lavin'i Cui Jian, Kintan'ny Rock Shinoa, Ny Hihira Eo Ambany Sivana

  19 Janoary 2014

Nandà tsy handray anjara amin'ny 'gala' mandritry ny fetin-dohantaona amin'ity taona ity ilay kintan'ny rock shinoa, Cui Jian, tompon'ilay hira “Nothing to My Name” lasa hira faneva ho an'ireo hetsi-panoheran'ny mpianatra tao amin'ny Kianja Tiananmen, raha toa takian'ny manampahefana ny hanivànany ny tononkirany