Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Marsa, 2008
Isiraely: Fankalazana ampifaliana ny Porima
Ny fetin’ny ny Porima no fankalazana ny fandresen’ny vahoaka Jiosy ireo izay mitady ny fahapotehiny. Ankalazaina amin’ny alalan’ny fomba fiakanjo, firavoravoana, sakafo matsiro, ary fisotroana be ny fetin’ny Porima. Manala...
Rosia: fankahalana vahiny ao Rosia
Moscow Through Brown Eyes (Moskoa jerena avy amin'ny maso volontany) no mamoaka vaovao farany fohy mikasika ny vono olona noho ny fankahalana ao Moskoa; Window on Eurasia (Varavarankely misokatra mankany Eorazia) indray...
Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra
Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra...
Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra
Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).
Iran : Mpianatra tsy manaiky fanasarahana ny lahy sy ny vavy
Mpianatra an-jatony tao amin'ny Shiraz University no nanohy ny fihetsiketsehana tsy mankasitraka ny fampisarahana ny lahy sy ny vavy tamin'ny atalata faha-4 marsa. Maniry ireo mpianatra mba hanafoanana ilay fanasarahina...